msh_exo_text_udb/39/30.txt

1 line
315 B
Plaintext

\v 30 La nagnamboatsy gny takelam-bolamena tsy mifangarony gny satro-boninahitsy masy rozy;la nosoratin-drozy taminy zay manahaky gny soratry eo amy gny fitombokase hoe: " Masigna ho gnan'i Yaveh." \v 31 La nopotehin-drozy reo foly manga teo amy gny tompon'ilay hamama. La araky gny nandidian'i Yaveh gnan'i Mosesy.