msh_exo_text_udb/13/19.txt

1 line
724 B
Plaintext

\v 19 Sady nandesin'i Mosesy nisondry tagnaminy gny taolam-balon'i Josefa, fa Josefa nampifanta mare reo Israelita ka nivola hoe: " Azo antoky fa hamopnjy gnanareo Ndranagnahary, sady tsy maintsy handay gny taolam-baloko misondry agnaminareo nareo." \v 20 Nandeha bakagny Sokota reo Israelita sady nivory tao Etama teo amin'ny sisin'ny tany efitsy. \v 21 Yaveh nandeha teo alohan-drozy tao amin'ny andri-rahona tamin'ny atoandro mba hitariky gnazy reo agny an-dala. Sady gny alitara Ie la nandeha manahaky gny andri-fo mba hagnome gnazy fahazava. Tamin'zay fomba zay ro nahafahan-drozy nandeha gny andro vo gny haliky. \v 22 Tsy nangalaky gny andri-rahona gny atoandro na gny andri-fo gny haliky nanatriky reo vahoaky Yaveh.