msh_exo_text_udb/39/01.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 1 Tamy gny volon'aomby manga,volomparasy,sady jaky mena,la nagnamboatsy akanjo rary matify ho gnan'ny fanompoa ao amy gny tana masy rozy. Nagnamboatsy akanjo ho gnan'i Arona rozy ho gnan'ny tana masy,araky zay nandidian'i Yaveh gnan'i Mosesy.