msh_exo_text_udb/33/01.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 1 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy: " Miala etoa, iha voho gn' olo nandesinao niboaky baka Egypta agny reto. Mandehana agny ami-gny tany nanaovako fampanantena tamin' i Abrahama, Tamin' i Isaka, ndraiky tamin' i Jakoba, lafa nivola zaho hoe: ' Ameako ho gn' any taranakao toy. \v 2 Hagniraky anjely agn 'atrehanao Zaho, voho handroaky gnan' ireo Kananita, Amorita, Perisita Hivita voho Jebosita. \v 3 Mandehana amign' izay tany zay, hitetezan-dronono voho tantely, fa tsy hiaraky amin' areo zaho, fotony fokonolo mahery loho nareo. Mety handrava gnanareo andala egny Zaho.