msh_exo_text_udb/13/03.txt

1 line
643 B
Plaintext

\v 3 La hoy Mosesy tamin'ny gny gnolo maro hoe: "Tiarovy voho ankalazao zao andro zao, la gny andro zay niboahanareo baka amy tany Egypta, baka amy tragno fagnadevoza, fotony tamy tagna maherin'i Yaveh ro nagnandesany anareo niboaky bakao amn'io toera io.Tsy misy mofo misy lalivay azo hany. \v 4 Hivoaky an'i Egypta amy toy andro toy nareo, amin-gny safan'i Abiba. \v 5 Lafa andesin'i Yaveh ao amin-gny tanin-gny Kananita, Hitita, Amorita, Hivita, sady gny Jebosita, gny tany zay nianiagnany tamin'ireo razanareo hameny anareo, la gny tany tondra-dronono voho tantely__la tsy maintsy hitandry izay fomba fivavahany izay nareo amin'io vola io.