msh_exo_text_udb/07/14.txt

1 line
293 B
Plaintext

\v 14 Hoy Ndranagnahary tamin'i Mosesy hoe: " Mahery fo i Farao, sady tsy hagnenky gny handehanan'olo reo. Mandehana mbo maray amin'i Farao agny, lafa ie ro miboaky ho an-drano agny igny. \v 15 Mijagnona mariniky rano io iha soa ho kojy gnazy ka rambeso ho an-tagna tehy nanjary bibilava igny.