1 line
288 B
Plaintext
1 line
288 B
Plaintext
\v 28 Lafa nivola tamin'i Mosesy tamin'ny gny tany Egypta Yaveh, \v 29 la hoy Ie taminy: " Izaho ro Yaveh. Volagno amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta zay iaby hovolagniko aminao. \v 30 Fa Mosesy nivola tamin'i Yaveh hoe: " Tsy mahay mivola zaho, ka manao ahoa gny hijanjignan'i Farao gnahy? |