1 line
446 B
Plaintext
1 line
446 B
Plaintext
\V 23 Nanambaly an'i Eliseba i Arona, anakampelan'i Aminadaba, anabavin'i Nasona. Niteraky an'i Nadaba, Abiho, Eliazara, voho i Itamara taminy ie. \v 24 Reto gnanakilahin'i Kora la i Asira, Elkana, voho Abiasafa. Reo gny razamben'ny fokon'ny gny Karaita. \v 25 Eleazara, anakilahin'i Arona, nanambaly gny raiky tamin'ireo anakampelan'i Potiela. Niteraky an'i Fineasa taminy ie. Reo gny lohan'ny gny vavean'ireo Levita, miaraky amin'ireo taranany. |