1 line
304 B
Plaintext
1 line
304 B
Plaintext
\v 22 Handeha nimpoly tagny amin'i Yaveh Mosesy ka nanao hoe: " Ry Tompo, nagnino Iha ro mampidi-doza an'ireo olo reo? Nagnino zaho ro nalefanao voalohany? \v 23 Isaky gny namonjy an'i Farao handay gny hafatsao zaho, la nanday fikorontagna ho an'ireo olo reo ie, ka tsy nagnafatsy gn'olonao mihitsy Iha." |