|
\v 7 Ka hoy gnanabavin'ny zazegny tamin'ny gnanakampelan'i Farao hoe: " Tokony handeha ka hila ampela Hebreo mba hita aja toy ho gnanao va zaho?" \v 8 La hoy anakampelan'i Farao taminy hoe: " Mandehana". Ka la nandeha ampelegny ka nangalaky gny renin'ny lay aja. |