msh_exo_text_udb/02/05.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 5 Nijotso nandro tegny amin'ny gnanakampelan'i Farao laha nandehandeha nagnaraky gny olotsy gny vavarano reo mpanompony. Nahita sobiky teo amin'ny gny lefo ie ka nagniraky gny mpanompony hangalaky an'izay. \v 6 Lafa namokatsy gnazy ie, la nahita gny zazakely. Ingo nitagny lay aja igny. Nahaferignay gnazy ie ka hoy ie hoe: " Azo antoky fa raiky amin'ireo anaky gny Hebreo toy .