msh_exo_text_udb/09/34.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 34 Lafa jerin'i Farao fa nijano gny ora, gny havandra, sady gny hotroky, la nanota ndraiky ie sady nanamafy gny fony, nisondry tamin'ireo mpanompony. \v 35 Nihamafy gny fon'i Farao, ka tsy nagnenga gny olon' Israely nandeha ie. Zany la araky gny safan'i Yaveh tagnamin'i Mosesy fa ho ataon'i Farao.