msh_exo_text_udb/09/13.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 13 Sady hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mifohaza maraindray be, mitsangana eo alohan'i Farao, sady volagno ie hoe: " Yaveh, Ndranagnahary gny Hebreo, nisafa zao: " Engao gny oloko handeha mba hahafahan-drozy manompo Gnahy." \v 14 Fa amin'izay fotoa zay la handefa reo areti-mandringa iaby amin-gny vatanao, amin'ireo mpanomponao, voho amin'ireo olonao Zaho. Hataoko zao mba hahafantaranao fa tsy misy manahaky Gnahy amin-gny tany iaby.