msh_exo_text_udb/10/05.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 5 Hameno gny tany iaby ireo ka tsy misy olo hahita tany.Hihina ze sisa tavelan'ny havandra reo.Hihina ze hazo tavela mitiry am-baibo egny ho gnanao koa.\v 6 Ho feno gnazy gny tragnonao,voho gnan'ny mpanomponao reo,noho gnan'ny Egyptiana koa aza.Raha mbo tsy nihitan'ny gny fijerin'ny babanareo noho gny razanareo,mbo tsy nisy nindraiky liany naha tan-tany eto an-drozy hatramizao."Bakeo lasa Mosesy nienga an'i Farao.