msh_exo_text_udb/39/10.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 10 Nataon-drozy tamy gny andala efatry reo vato soa. Gny andala voalohany la robia,topazy,sady garnety.\v 11 Gny andala faharoe la nisy emeralda,safira,sady diamondra. \v 12 Gny andala fahatelo la nisy jasinta,agaty,sady ametista. \v 13 Gny andala faha efatry la nisy berila,oniksa,sady jaspera. La nasia tsangam-bolamena reo vato reo.