msh_exo_text_udb/35/27.txt

1 line
466 B
Plaintext

\v 27 Gny reo mpitariky la nanday vato benila voho vatosoa hafa mba atao ao ami-gny efoda voho gny reo takon-tratra; \v 28 Nanday raha magnitsy voho menakyho ami-gny fanovan-jiro,ho gnan'ny gny menaky fagnosora,sady amy gny ditin-kazo magnitsy rozy. \v 29 Ka la nanday fagnati-tsitrapo ho gnan'i Yaveh gny Israelita; gny johary voho gny ampela iaby ze nitinarikiny gny fony la nanday fiasa ho ami-gny asa iaby ze nibaikoan'i Yaveh tami-gny alalan'i Mosesy mba hatao.