msh_exo_text_udb/09/05.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 5 Fa nanendry fotoa i Yaveh; hoy Ie hoe: " Hamaray ro hanaovako zany raha zany eo amin-gny tany.""' \v 6 Nataon'i Yaveh zany gny hamarainy igny: maty gny biby fiharen'i Egypta iaby. Nefa tsy nisy maty kosa reo bibin'ireo Israelita, na biby raiky aza. \v 7 Nanadihady i Farao, sady ingo, tsy nisy maty na raiky aza reo bibin-gny Israelita. Fa mafy fo ie, ka tsy nengany handeha reo olo.