msh_exo_text_udb/09/01.txt

1 line
627 B
Plaintext

\v 1 La hoy i Yaveh tagnamin'i Mosesy hoe: " Mandehana agny agnamin'i Farao sady volagno ie hoe: ' Yaveh, Ndranagnahary gny Hebreo, Safagno zao: " Engao gny oloko handeha mba hahafahan-drozy reo manompo Gnahy." \v 2 Fa laha manda gny hagnenga gnazy reo handeha iha, laha mbo mitandraky gnan-drozy iha, \v 3 La ho eo amin-gny biby fihare egny am-baibo sady ho eo amin'ireo soavaly, ampondra, rameva, omby, sady reo ondry aman'osy gny tanan'i Yaveh, sady hiteraky areti-mandoza zany. \v 4 Samby hafa ro hitondran'i Yaveh gny biby fiopin'i Israely voho gny biby fiharen'i Egypta: tsy hisy ho faty gny biby zay gnan'ireo Israelita.