msh_exo_text_udb/34/32.txt

1 line
241 B
Plaintext

\v 32 Tafaranay zay, namonjy an'i mosesy gny fokonolon'Israely iaby , ndraiky ie nagnambara gnany reo lily namean'i Yaveh azy baka amam- bohitsy sinay tagny. \v 33 Lafa vita gny safan 'i Mosesy tamin-drozy ,la nasiany voaly gny tarehiny.