msh_exo_text_udb/34/01.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 1 La hoy Yaveh tamin' i Mosesy hoe: "Magnamboara vato pisaky roa manahaky gny voalohany. Hosoratako ao gny safa ze tagnatiny gny vato pisaky voalohany, la gny vato nivinakinao. \v 2 Mivonogna mandra-maray ndraiky miakara ambohitsin' i Sinay agny, la atoro ahy an-dingolingom-bohitsy egny gny vatanao.