1 line
365 B
Plaintext
1 line
365 B
Plaintext
\v 36 Manova fefy siky ho filira amigny lay iha . Ataonao amigny manga , volomparasy , no mena no rongony foty maliniky voatrebiky izany , zay asan'ny mpanao peta-kofehy . \v 37 Ho gnany fefy siky , manova fiankigna akasia limy no mandrakofa reo amigny volamena . Gny farangon'ireo no tsy maitsy volamena , mampitranaha lela tomboky varahina limy ho gnany reo iha . |