msh_exo_text_udb/10/27.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 27 Fe mbo niherezin'i Yaveh avao gny fon'i Farao, ka tsy nengany handeha rozy. \v 28 Ka hoy farao tamin'i Mosesy: " Miala gnahy iha! sady mitandrema amin'ny raha raiky toy, tsy ino zay fa gny tsy hahitanao gnahy sasy, fotony ho maty iha amin'ny fotoa tokony hahitanao gny tarehiko." \v 29 Marina zay, hoy Mosesy.' Tsy hahita gny tarehinao sasy zaho."