msh_exo_text_udb/10/09.txt

1 line
547 B
Plaintext

\v 9 Hoy Mosesy hoe:"Handeha hisondry amin'ny tanora voho gny antitsy rahay,voho gnanakay johary voho gnanak'ampelanay.Handeha miaraky amin'aondry voho aosy voho aomby reo rahay,fotony tsy maintsy hisinisiny amin'i Yaveh zahay."\v 10 Fa hoy Farao tamin-drozy hoe:"Ho tahin'i Yaveh lahy nareo,laha ohatsy ka alefako handeha nareo voho gnanakareo reo.Sady hitako fa mana vetsivetsy raty nareo.\v 11 Aha!Mandena,gny johary agnaminareo avao,ka manompoa gnan'i Yaveh,fa zay raha ilanareo io."La nandesy niboaky bak'amin'i Farao ao i Mosesy voho Arona.