msh_exo_text_udb/22/29.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 29 Ao tsy hitanjaky reo fanatitsy bakagn'amin'ny vokatsy gny taninao na reo famiazam-boalobokao iha. Ao ho menao Gnahy gny talagn'olonao. \v 30 Sady ao hanao zay amin'ireo aomby vo aondrinao avao koa iha. Fa amin'ny andro fahafito la afaky hipetraky misondry amin'ireo renin-drozy, fa amin'ny andro fahavalo la tokony hameanareo gnahy. \v 31 Ho olo voatoka ho Gnahy nareo. Noho zay la tsy tokony hihina hena zay fa noviravirain'ny biby tegny am-baibo nareo. Fa koa, ao hapitsinareo ho an'ny amboa izay.