msh_exo_text_udb/08/30.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 30 Niboaky bak'amin-gny Farao i Mosesy sady nivavaky tamin'i Yaveh. \v 31 Nataon'i Yaveh zay nangatahin'i Mosesy: nangalaky gny andian-dalitsy teo amin-gny Farao, voho reo mpanompony, sady reo olony Ie. Tsy nisy na raiky aza tavela. \v 32 Nefa Nagnamafy gny fony avao koa i Farao tamin'izay fotoa zay, sady tsy nagnenga gny olo handeha.