msh_exo_text_udb/37/27.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 27 Nanao mason-drojo volamena roa ie mba hamatora izay ao ambanin'ny sisiny eo amin'ny sisiny roa mifanandrify aminy. Reo mason-drojo la natao hitazo reo bao mba hilanja gny alitara. \v 28 Nataony tamin'ny hazo akasia reo bao, sady nandrakotsy reo tamin'ny volamena ie. \v 29 Ie la nagnamboatsy gny menaky fanosora masy vo gny fofo tsy mifangaron'ny ditin-kazo magnitsy, zay asan'ny mpanao raha magnitsy.