msh_exo_text_udb/11/09.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 9 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: " Tsy hijanjy gnanao i Farao. Zay la mba hanaovako raha mahatreriky maro eo ami-gny tany Egypta." \v 10 Nataon'i Mosesy vo Arona agnatrehan'i Farao reo raha mahatreriky iaby reo. Fa i Yaveh nanamafy gny fon'i Farao, ka tsy nagnenga gny vahoakan'i Israely niboaky gny taniny i Farao.