msh_exo_text_udb/40/31.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 31 Mosesy,Arona voho reo anakilahiny nanasa gny tagnany voho gny tombon-drozy tao amy gny koveta bevata \v 32 na mbia mbia handehanan-drozy ao amy gny lay fihaogna,sady na mbia mbia hiakaran-drozy egny amy gny alitara. Nanasa gny vatany rozy,araky gny fa nandidian'i Yaveh gnan'i Mosesy. \v 33 Nananga gny kianja nagnodidy gny tabernakely voho gny alitara mosesy. Nananga gny siky teo amy gny filiran'ny kianja ie. Izay gny fomba nahavitan'i Mosesy gny asa.