msh_exo_text_udb/37/25.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 25 Bezalila nanao gny alitaran'ny ditin-kazo magnitsy. Nanao izay tamin'ny hazo akasia ie. Raiky hakiho gny halavany, sady raiky hakiho gny velarany. Efa-joro izay, sady roa hakiho gny hahabony. Gny tandrony la natao manahaky raiky aminy. \v 26 Nandrakotsy gny alitaran'ny ditin-kazo magnitsy tamin'ny volamena malio ie__gny tampony, reo sisiny, sady reo tandrony. Nanao sisim-bolamena magnodidina ho an'izay avao koa ie.