msh_exo_text_udb/37/07.txt

1 line
472 B
Plaintext

\v 7 Bezalila nanao kerobima volamena roa ho an'ny tendron'ny saronam-pagnavota roa. \v 8 Gny Kerobima raiky la ho an'ny tendron'ny saronam-pagnavota raiky sady gny Kerobima raiky hafa la ho an'ny tendron'ny saronam-pagnavota raiky hafa. Natao ho ampahany raiky avao reo miaraky amin'ny saronam-pagnavota. \v 9 Namelatsy reo elany lay Kerobima sady nanakona gny saronam-pagnavota niaraky tamin'ireo. Mifagnatriky vo mitoliky agny agnivon'ny saronam-pagnavota reo Kerobima.