msh_exo_text_udb/37/04.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 4 Nataony tamin'ny hazo akasia gny bao sady nagnaro izay tamin'ny volamena ie. \v 5 Nametraky lay bao tao amin'ny mason-drojo teo amin'ireo sisin'ny fiara ie, mba hilanja gny sambo fiara. \v 6 Nanao saronam-pagnavota volamena tsy miharo ie. Roa hakiho vo tapany gny halavany, sady raiky hakiho vo tapany gny sakany.