msh_exo_text_udb/36/37.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 37 Nagnamboatsy fefy lamba ho an'ny filirany amin'ny lay ie. Natao tamin'ny manga, volomparasy, sady volon'aondry jaky, tamin'ny fampiasa rongony foty maliniky izay, zay asan'ny mpanao peta-kofehy. \v 38 Nagnambaotsy fefy lamban'ireo andry limy tamin'ny farango avao koa ie. Norakofany volamena gny tampon'ireo vo reo fihatognany. Reo faladia limy la natao tamin'ny saba.