msh_exo_text_udb/36/31.txt

1 line
527 B
Plaintext

\v 31 Nanao bar avita amin'ny hazo akasia i Bezalila__limy ho an'ny rafitsy gny ilany tabernakely, \v 32 bara limy ho an'ny rafitsy amin'ny ilan'ny tabernakely hafa, sady bara limy ho an'ny rafitsy ao an-dambosin'ny tabernakely miakandrefa. \v 33 Nataony teo agnivon'ireo rafitsy lay bara, zay hoe, antenanenany ambony, mba hahatrara gny farany roa. \v 34 Norakofany volamena reo rafitsy. Nagnamboatsy gny mason-drojon'ireo tamin'ny volamena ie, mba hampiasa hitandraky an'ireo bara, sady norakofany tamin'ny volamena reo bara.