msh_exo_text_udb/36/29.txt

1 line
385 B
Plaintext

\v 29 Reo hazo pisaky reo la nisondry bakagny, fa nipitiky tamin'ny mason-drojo raiky egny an-tampony. Nataony manahaky izay gny roa tamin'ireo ho an'ny zorony roa. \v 30 Sady nisy rafitsy valo, nisondry tamin'ireo faladiany volafoty. En'ambin'ny folo gny isan'ireo faladiany, faladiany roa ambin'ny rafitsy voalohany, faladiany roa ambanin'ny rafitsy manaraky, sady manahaky zay avao.