msh_exo_text_udb/36/20.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 20 Sady nagnamboatsy rafitsy mitsanga vita amin'ny hazon'ny akasia i Bezalila ho amin'ny tabernakely. \v 21 Gny halavan'ireo zana-kazo kiraidraiky la folo hakiho. sady gny sakan'ireo zana-kazo la raiky vo sasany hakiho. \v 22 Gny rafitsy kiraidraiky aby la misy zana-kazo roa mba hampipitiky gnazy reo miaraky. Nataony manahaky izay iaby reo rafitsy gny tabernakely. \v 23 La nataony manahaky izao reo rafitsy iaby ho an'ny tabernakely: rafitsy roapolo ho an'ny ilany atimo.