msh_exo_text_udb/36/14.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 14 Nanao lamba vita tamin'ny volon'osy i Bezalila ho lay handrakofa gny tabernakely; nahavita lamba raiky ambin'ny folo isa ie. \v 15 Gny halavan'ny lamba kiraidraiky la telopolo hakiho, sady gny sakany lamba raiky efatsy hakiho. Mitovy habe reo lamba raiky ambin'ny folo reo. \v 16 Nakambany kiraidraiky reo lamba limy sady gny eny hafa la nakambany manoka. \v 17 Nasiany talivaravagna limam-polo tamin'ireo ambin-damba voavitra voalohany, sady dimam-polo tamin'ireo ambin-damba izay nakambany tamin'ireo vitrany faharoa.