msh_exo_text_udb/36/01.txt

1 line
217 B
Plaintext

\v 1 I Bezalila vo Oholiaba sady reo olo manan-talenta iaby zay fa nomen'i Yaveh fahaia manao vo fahakinga mba ahaiza gny fomba fiasa amin'ny fagnamboara gny toera masy la nanao gny asa arak'izay iaby nadidin'i Yaveh.