msh_exo_text_udb/32/25.txt

1 line
615 B
Plaintext

\v 25 Jerin' i mosesy fa manao fandesan-tena tsy mangnevan-drozy gny fokonolo ( fotony nengan'i Arona hanaontao fahatany rozy, nagnenga gny fahavalon-drozy handatsa androzy rozy). \v 26 Bakeo mosesy nitsanga tami-gny filira magnami-gny toby ka nanao hoe:" Na ia na ia miaraky amin'i Yaveh, la mandehana agn' amiko etoy. " Nivory nagnodidy azy gny levita iabiaby. \v 27 Hoy ie tamin-drozy hoe: "Yaveh An- dranagnaharin' Israely, nivola hoe: 'Ao gn' olo kiraindraiky hanao gny mesony ambaniany ndraiky hiriorio ami-gny isam-baravara magnera gny toby, ka hamono gny rahalahiny, gny namany voho gny namany agn' aminy."'