msh_exo_text_udb/31/12.txt

1 line
710 B
Plaintext

\v 12 Yaveh niresaky tamin'i Mosesy ka nanao hoe:"\v 13 Volagno Israelita reo hoe:"Tsy miantsy hajanareo tokoa gnandro Sabatan'i Yaveh,fa zay ro famantara agnaminy voho agfnaminareo zisiky amin'ny havorohotanareo,amizay mba ho hainareo fa Ie gny Yaveh,zay nanoka gnanareo ho Gnazy.\v 14 Noho zay la tsy maintsy rambesinareo ho masy zay,sady voatoka ho Gnazy zay.Ka ze mandoto gnanizay la tsy maintsy ho vonoa ho maty tokoa.\v 15 Ndra ia ndra ia miasa amin'ny andro sabata,la tsy maintsy hala ami-gny vahoaky tokoa olo zay.Hatao agnatin'ny eny gnandro gny asa,fa amy gnandro faha fito la andro Sabata zay fitofa vatany,masy,natoka ho haja gnan'i Yavrh.Ndra ia ndra ia miasa amy gnandro Sabata la ho vanoa tokoa.