msh_exo_text_udb/31/10.txt

2 lines
361 B
Plaintext

\v 10 Voakasik'izay avao koa gny salotsy voarary matify-reo salotsy masy ho gnan'i Arona mpisoro voho gn'ireo anany,voatoka ho gnahy mba hahafahan-drozy mpanompo ho mpisoro.\
v 11 Voakasik'izay avao koa gny soliky fagnosora voho gny ditin-kazo magnitsy ho gnan'ny gny toera masy.Reo johary mpanao asa-tagna iaby la tsy maintsy hanao an'izay nandidioko gnanao.