msh_exo_text_udb/29/38.txt

1 line
246 B
Plaintext

\v 38 Tsy maintsy atolotsy nareo eo ami-gny alitara isan'andro tsy tapaky gny anak'aondry tao raiky.\v 39 Gny anak'aondry raiky la tsy maintsy amea amin'ny maray, voho gny anak'aondry raiky hafa la tsy maintsy amea eo ho eo amin'ny tsofots'andro.