msh_exo_text_udb/29/35.txt

1 line
688 B
Plaintext

\v 35 Amin'izay lily zay,ami-gny alalan'ny fagnaraha zay iaby ro didiako hataonareo,ro tsy maintsy hagnadesanareo gnan'i Arona noho reo anany,agnatin'ny fito andro reo ro tsy maintsy omagninareo.\v 36 Isan'andro nareo no tsy maintsy magnome aombilahy ho fagnatitsy noho gny hadisoanareo mba ho fagnavota.Tsy maintsy magnadio gny alitara ami-gny alalan'ny fagnanova fagnavota eo amin'ny zay nareo,sady nareo la tsy maintsy magnosotsy anizay mba hanokagna anizay ho Gnahy.\v 37 Agnatiny fito andro la tsy maintsy manao fagnavota eo amin'ny alitara voho manoka gnanizay ho gnan'i Yaveh nareo.Ka ho voatoka iaby ho Gnahy gny alitara.Ze mikasiky gny alitara iaby la ho voatoka ho gnan'i Yaveh.