msh_exo_text_udb/29/29.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 29 Reo fisalora masin'i Arona la tsy maintsy voatoka ho gnan-dreo anany misolo gnazy .Rozy la ho voahosotsy ao agnamin-drozy noho voatoka ho gnahy ao agnamin-drozy.\v 30 Gny mpisoro ze mandimby gnazy eo agnaminareo anany,ze azy eo agnamin'ny lay fihaogna mba hanompo Gnahy ao ami-gny toera masy,noho tokony hagnano reo fisalora reo agnatiny gny fito andro.