msh_exo_text_udb/29/24.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 24 Tsy maintsy apetrakareo eo amigny tagnan'i Arona noho gny tagnan'ireo gnanany zay ro atavo mihevaheva eto agnatrehako reo mba ho fanatitsy ahevaheva eoeo agnatrehan'i Yaveh.\v 25 Tsy maintsy mangalaky gny haniny bakeo amigny tagnan-drozy nareo bakeo la magnoro gnanizay miaraky amin'ny fagnatitsy oroa eo amigny alitara.Hamoaky hagnitsy magnimagnitsy zay;ho fagnatitsy nasa tamin'ny bolo ho Gnahy zay.