msh_exo_text_udb/29/21.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 21 tsy maintsy mangalaky amigny lio ze eo amigny alitara no antsasany amigny sobiky fagnosora nareo, no mamafy zay iaby zay amin 'i Arona voho gny gny salony,amy reo gnanany voho gny salon-drozy koa.Noho voatoka ho Gnahy i Arona,mbamin'ireo salony voho reo anany mbamin'ny salony koa.