msh_exo_text_udb/29/03.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 3 Atavo agnaty sobiky raiky reo, andeso agnaty gny sobiky reo, no atoro miaraky amigny vanton'Aombilahy no reo Aondrilahy roe. \v 4 Tsy maintsy magnandesa gnan'i Arona no reo anany eo amigny fandrengea amigny lay fihaogna nareo. Tsy maintsy manasa gnan'i Arona no reo anany amigny rano nareo.