msh_exo_text_udb/28/40.txt

1 line
318 B
Plaintext

\v 40 Ho gnan'ireo anak'i Arona koa noho tsy magnamboatsy fisikina, fehin-troky no fehiloha iha ho voninahitra no famirapiratan-drozy. \v 41 Ao ampisikininao i Arona rahalahinao, mbamin'ireo anany. Tsy maintsy magnosotsy azy reo, magnamasy azy reo, no manoka azy reo ho Gnahy iha, mba hanompoan-drozy Gnahy ho mpisoro.