msh_exo_text_udb/28/36.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 36 Magnamboara takela-bolamena tsy mifangaro ka hagnisy soratsy eo amin'izay manahaky gny soratsy eo amigny tombokase hoe:" Masy ho gnan'i Yaveh." \v 37 Apetaho amigny boky manga, eo alohany hamama io takela-bolamena io. \v 38 Ao ho eo amin'ny tampon-kandrin'i Arona zay, tsy maintsy manday ze fahameloha iaby mety hiaraky amigny fanatitry gny fagnomeza maly izay hatokan'ny Israely ho gnan'i Yaveh hatragny ie. Ao ho eo amigny tampon-kandriny lalan-dava gny hamama mba haneken'i Iaveh gny fanatitsin-drozy.