msh_exo_text_udb/28/29.txt

1 line
503 B
Plaintext

\v 29 Lafa magnao amigny fitoera masy i Arona, noho tsy maintsy manday gny agnaran'ireo vahoakan'Israely eo amigny fony ao amigny saron-tratra fanapahan-kevitsy, mba ho fahatiarova maharitsy eo agnatrehan'i Iaveh. \v 30 Ao apetrakao ao amigny saron-tratra fanapahan-kevitsy gny Orima no gny Tomima, mba ho eo amigny fon'i Arona izay lafa militsy eo agnatrehan'i Iaveh ie. Amin'izay Arona noho handay gny fomba andesiny manapa-kevitsy ho gnany vahoakan'Israely eo am-pony lalandava eo agnatrehan'i Iaveh.