msh_exo_text_udb/28/27.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 27 Magnamboara mason-drozo volamena roe hafa iha, hapetaho eo amigny farany ambanin'ireo saron-tsoroky roe eo alohany efoda, magnakaiky gny trebikiny fikambanany eo agnambon'ny fehin-troky trebiky efoda izay. \v 28 Afehezo eo amigny mason-drozony gny efoda, amigny mason-tratra, mba hipitian'izay eo agnambony fehin-troky voakekin'ny efoda. Natao izay mba tsy hiombotsy amigny efoda gny saron-tratra.